NY HAISORATRA
MALAGASY
Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra.
Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère.
Bilaogy / Blog (vaovao !)
Tantara / Romans
Tononkalo / Poésie

Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles...
Tsipelina / Orthographe
Voambolana / Vocabulaire

Mpanohy any amin'ny namana / Nos Liens
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites

Mpanoratra Efa Fantatra / Auteurs Classiques
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy.
Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache.

Ny Taloha sy ny Ankehitriny / Littérature Traditionnelle
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes.
Fomba amam-panao sy soatoavina
TANTARAM-PIRENENA

Panorama de la littérature malgache
Etat des lieux et perspectives

Sompitra / Bibliographie
Centres de documentation
Fandalinana / Etudes
Ouvrages de référence

Vaovao Farany / Actualités littéraires
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra.
Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache.
Vao niseho / Vient de paraître

Vous êtes ici : Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne > Tononkalo / Poésie > Holy

Holy

RAKOTOARISOA Vero Holimalala

Ny nahaterahany : taona 1952, tao Andravoahangy, Antananarivo.
Ireo nahitany masoandro : RAKOTOARISOA Raymond sy RAVIONIARISOA Amelice Jeannine (efa maty)
Ny ambanivohiny : Avarabary Imerintsiatosika
Ireo hery nanentana ny kanto sy ny soratra tao aminy :
-ny rainy izay sady mpanorina no tompon'ny " Imprimerie Tatsinanana ", mpamoaka ny gazety Hita sy Re tamin'ny fotoan'androny, no nitarika azy ho tia mamaky boky sy gazety

-  anisan'ny nanefy azy ihany koa ho tia ny haisoratra malagasy ny zokiny, NIRHY-LANTO RAMAMONJISOA izay zanak'olona mpirahalahy amin'ny rainy.

Voafidy hitana ny toeran'I Ranivo-Maritiora tamin'ny horonan-tsary malagasy voalohany niseho teto Antananarivo taona 1973 mitondra ny lohateny hoe : " Ilay boky nodorana nefa tsy levona ".

Gazety samihafa efa nivoahan'ny asa sorany : Hehy, Hita sy Re, Midi Madagascar, Imongo Vaovao, Feon'ny Merina . Radio Nasionaly malagasy.

Solonan'anarana : Sarantonavalona

Nanan-kevitra ny hanao mpitandrina na dia efa nanana ny asany mpampivelona aza.



Napetrak'i / Mis en ligne lundi 19 mai 2003 par Nary
TSIAMBARATELO

Napetrak'i / Mis en ligne jeudi 1er mai 2003 par Nary
Vololona

Napetrak'i / Mis en ligne jeudi 1er mai 2003 par Nary
Izaho

Napetrak'i / Mis en ligne jeudi 1er mai 2003 par Nary
Faram-pitiavana

Napetrak'i / Mis en ligne jeudi 1er mai 2003 par Nary
Babo

Napetrak'i / Mis en ligne jeudi 1er mai 2003 par Nary
Abidia

 
 

 

HAISORATRA | PLAN DU SITE | PRESENTATION | NOUS ECRIRE | CHARTE | ESPACE PRIVÉ