NY HAISORATRA
MALAGASY
Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra.
Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère.
Bilaogy / Blog (vaovao !)
Tantara / Romans
Tononkalo / Poésie

Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles...
Tsipelina / Orthographe
Voambolana / Vocabulaire

Mpanohy any amin'ny namana / Nos Liens
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites

Mpanoratra Efa Fantatra / Auteurs Classiques
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy.
Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache.

Ny Taloha sy ny Ankehitriny / Littérature Traditionnelle
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes.
Fomba amam-panao sy soatoavina
TANTARAM-PIRENENA

Panorama de la littérature malgache
Etat des lieux et perspectives

Sompitra / Bibliographie
Centres de documentation
Fandalinana / Etudes
Ouvrages de référence

Vaovao Farany / Actualités littéraires
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra.
Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache.
Vao niseho / Vient de paraître

Vous êtes ici : Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne > Tononkalo / Poésie > Fara Mananjandry

Fara Mananjandry

Tsy dia misy zavatra betsaka azo ambara ny amin'ny tenako.
Teraka tany Diégo Suarez fahazanatany (Antsiranana ankehitriny) aho, zanaka dokotera mivady voatendry hiasa tany. Zaza fahafito amin'ny ankizy valo mianadahy, ny farany amin'ny telo mirahavavy fa mananjandry lahy.
Araka izany dia efa zokiolona ihany. Nianatra tao amin'ny Lycée Jules Ferry ary nifidy ny Malagasy ho "deuxième langue étrangère" rehefa tao amin'ny kilasy faha-efatra (4ème), mpianatr'Itpl Charles Ravoajanahary izay sakaizan'ny fianakaviana rahateo. Izy no nitaiza ny fitiavako lahatsoratra sy rindran-teny, toy ny ohabolana, hainteny sy tantara.
Tsy mbola namoaka bokin-dahatsoratra, fa efa nisy ihany ireo rindran-teny vitsivitsy navoakan'ny gazety sasantsasany tao Madagasikara.
Asa fivelomana : mpitsabo. Manambady, roa anaka : lahy 28 taona izay mpanakanto vao misandratra ao Madagasikara ary miara-miasa akaiky izahay eo amin'ny fanoratana ny tonkira hirainy, vavy 24 taona, nianatra momba ny famokarana any amin'ny tany an-dalam-pandrosoana. Zavatra ankafizina : famakiam-boky, asa tanana, hira.
Marika manokana : zanak'anabavin'i Dox.


Napetrak'i / Mis en ligne jeudi 1er mai 2003 par Nary
Manaova soa

Napetrak'i / Mis en ligne jeudi 1er mai 2003 par Nary
Herim-bahoaka

Napetrak'i / Mis en ligne jeudi 1er mai 2003 par Nary
Omeo hery

Napetrak'i / Mis en ligne jeudi 1er mai 2003 par Nary
1- Fitiavana

Napetrak'i / Mis en ligne mercredi 22 janvier 2003 par Railovy
Ny fahatsiarovako azy

Napetrak'i / Mis en ligne dimanche 8 décembre 2002 par Railovy
RAHA OLONA IRAY

Napetrak'i / Mis en ligne dimanche 8 décembre 2002 par Railovy
NOHO

 
 

 

HAISORATRA | PLAN DU SITE | PRESENTATION | NOUS ECRIRE | CHARTE | ESPACE PRIVÉ