NY HAISORATRA
MALAGASY
Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra.
Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère.
Bilaogy / Blog (vaovao !)
Tantara / Romans
Tononkalo / Poésie

Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles...
Tsipelina / Orthographe
Voambolana / Vocabulaire

Mpanohy any amin'ny namana / Nos Liens
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites

Mpanoratra Efa Fantatra / Auteurs Classiques
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy.
Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache.

Ny Taloha sy ny Ankehitriny / Littérature Traditionnelle
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes.
Fomba amam-panao sy soatoavina
TANTARAM-PIRENENA

Panorama de la littérature malgache
Etat des lieux et perspectives

Sompitra / Bibliographie
Centres de documentation
Fandalinana / Etudes
Ouvrages de référence

Vaovao Farany / Actualités littéraires
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra.
Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache.
Vao niseho / Vient de paraître

Vous êtes ici : Havatsa-UPEM : Mampahafantatra ny fisainany i GRG
Havatsa-UPEM : Mampahafantatra ny fisainany i GRG

lundi 7 juillet 2008

Literatiora

Mampahafantatra ny fisainany i GRG

« Rehefa mipetraka amin'ny taratasy ny teny dia mitoetra », « Fisainana tia mianatra sy tia mizara » ny fisainana GRG…Sombiny tamin'ny fandraisam-pitenena nataon'i Henri Rahaingon, Filohan'ny Fikambanana Havatsa-Upem na ny fikambanan'ny mpanoratra sy poety malagasy izany nandritra ny fampahafantarana ny boky roa vaovao navoakan'i GRG na Gerogette Ranivoarivelo Gabrielle. Tetsy amin'ny tahala Rarihasina Analakely no nanatanterahana ny fotoana izay nanehoana ny boky roa dia ny « Fisainana RGR tononkalo ». Araka izany lohateny izany dia misy tononkalo voasoratra ain'ny teny malagasy 72 isa izay mahakasika lafim-piainana maro sy amin'ny teny frantsay miisa 4 mahakasika ny ankohonana ny boky. Ahitàna lahatsoratra vitsivitsy mitaona amin'ny fampitiavana ny teny sy ny haisoratra malagasy ihany koa ny sanganasa izay mitentim-bidy Ar 11 000. Mikasika ny boky faharoa kosa dia « Fisainana GRG tantara sy sombin-tantara » no lohateny izay ahitàna sangnasa 10 mirakitra ny « hasin'ny fitiavana madio », « Finoan-jaza », « Behivavy tsy manam-bady », « Eny indrisy ! Ny fanahy malagasy », « Tao an-kibon-dreniko », « Fanoitra »…« Tombokavatsa entin'i GRG eo amin'ny literatiora malagasy ireto sanganasa ireto » hoy ihany ny mpanolotra raha nanamafy i Hanitra Randriamboavonjy, Filohan'ny Mpikabary fa « ny taona iraiam-pirenena momba ny teny no namoahana ny boky ».
R.Suzy
Gazetiko du 07-07-08

Georgette Ranivoarivelo Gabrielle

Namoaka ireo boky « Fisainana « GRG » »

« Fisainana « GRG » Tononkalo », « Fisainana « GRG » Tantara sy Sombin-tantara ». Boky roa avy hatrany no nentin'i Georgette Ranivoarivelo Gabrielle na « GRG » nanehoana ny asa sorany. Omaly tetsy amin'ny Tahala Rarihasina Analakely no nampahafantarana ny fivoahan'izy ireo. « Fisainana « GRG » Tononkalo », misy tononkalo voasoratra amin'ny teny malagasy 72 sy amin'ny teny frantsay 4, 149 pejy. Mifantoka amin'ny lohahevitra maro toy ny ray, reny, zanaka izy ireo. Ahitana lahatsoratra vitsivitsy mitaona amin'ny fampitiavana ny teny sy ny haisoratra malagasy. « Fisainana « GRG » Tantara sy sombin-tantara », Mirakitra tantara sy sombin-tantara 10, toy ny « Hasin'ny fitiavana madio », « Finoan-jaza », « Eny indrisy ! »,… Fantatra fa mpikambana ao amin'ny Havatsa-Upem sy Fi.mpi.ma i GRG. « Sakafon-tsaina noketrehina tao anaty filaminana sy fitiavana ireo », hoy izy raha namintina ny boky roa.

HaRy Razafindrakoto
Taratra du 08-07-08


Dans la même rubrique :
Généalogie des rois Sakalava
Un nouveau regard sur les événements de 1947
Les Zana-dRanavalona fêteront l'Alahamadibe le 22 octobre
« Journée Mondiale du Livre » Mettre en valeur les livres et les écrivains
Rakotondrasoa Verohanitra Lucette Namoaka ny boky « Nounours »
"Ampiadio ilaminana" Hametrahana ny kolontsaina amin'ny toerany
Akademiam-pirenena Iray andro ho an'ny Teny Malagasy
Filma « Vady sarotra » II
Rafi-pampianarana vaovao Hahazo boky 1 avy isan-taranja ny mpianatra
Mémoire vive de Madagascar

HAISORATRA | PLAN DU SITE | PRESENTATION | NOUS ECRIRE | CHARTE | ESPACE PRIVÉ