NY HAISORATRA
MALAGASY
Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra.
Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère.
Bilaogy / Blog (vaovao !)
Tantara / Romans
Tononkalo / Poésie

Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles...
Tsipelina / Orthographe
Voambolana / Vocabulaire

Mpanohy any amin'ny namana / Nos Liens
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites

Mpanoratra Efa Fantatra / Auteurs Classiques
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy.
Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache.

Ny Taloha sy ny Ankehitriny / Littérature Traditionnelle
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes.
Fomba amam-panao sy soatoavina
TANTARAM-PIRENENA

Panorama de la littérature malgache
Etat des lieux et perspectives

Sompitra / Bibliographie
Centres de documentation
Fandalinana / Etudes
Ouvrages de référence

Vaovao Farany / Actualités littéraires
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra.
Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache.
Vao niseho / Vient de paraître

Vous êtes ici : Antsan-tononkalo « Lettera Amorosa ». Hiarahan'i Ny Eja, Domoina ary Tata Sidon
Antsan-tononkalo « Lettera Amorosa ». Hiarahan'i Ny Eja, Domoina ary Tata Sidon

jeudi 8 mars 2007

Antsan-tononkalo « Lettera Amorosa »

Hiarahan'i Ny Eja, Domoina ary Tata Sidon

Ao anatin'ny fanamarihana ny « Lohataonan'ny Poety » no hanatontosana ny « Lettera Amorosa » na ny « Taratasim-pitiavana ». Ny Eja, Domoina ary Tata Sidon no hanatontosa izany ao amin'ny Ccac Analakely ny asabotsy 10 marsa izao manomboka amin'ny 3 ora hariva. Tononkalo 50 noforonin'i Ny Eja, izay mankalaza rahateo ny 20 taona nanoratany, mahakasika ny sehatry ny fitiavana no hantsain'izy telo mianadahy amin'izany. Ny amin'ny teny malagasy, i Ny Eja no hiantsa azy. I Domoina Ratovozanany sy Tata Sidon kosa no nandika sy hiantsa ny amin'ny fiteny frantsay. Andran-tsira amin'ilay boky nosoratan'i Eugènie Solonomenjanahary (Ny Eja) ihany izy ity. Boky hatonta sy havoaka any Frantsa ny volana avrily izao. Hetsika tafiditra ao anatin'ny fampiroboroboana sy fanapariahana ny teny frantsay. I Roxane sy Onja (Pazzapa) ary ny tarika Gpm no hanafana an-kira ny « Lettera Amorosa ». Ny Havatsa-Upem kosa no hanohy ny fiantsana ny 17 marsa ao amin'ny Ccac ihany. Tsetsatsetsa tsy aritra no ilazana fa araka ny nambaran'i Domoina Ratovozanany : « Volana vitsy sisa no isaina dia hamoaka boky mirakitra ireo asa soratra miresaka ny tontolon'ny fitiavana aho ».

HaRy Razafindrakoto
Taratra du 08-03-07


Dans la même rubrique :
 Politique culturelle nationale
Numérisation. Des livres sur Madagascar en ligne gratuitement
Festival Couleurs Malgaches 2010 à Nantes
Le testament d'Andrianampoinimerina...
Sarimihetsika malagasy : "IZA" no horonan-tsary vaovao indray
Langue malgache - 10 000 prospectus de correction a distribuer
ALIM-BETSO en scène pour l'épanouissement de la littérature
Vaovaon'ny Faribolana Sandratra
Ambilobe : Le festival "Kabiry" renaît de ses cendres
« Vahao ny gadrany 2 » : Hivoaka Vcd tsy ho ela

HAISORATRA | PLAN DU SITE | PRESENTATION | NOUS ECRIRE | CHARTE | ESPACE PRIVÉ