 |
 |
|
 |
 |
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra. Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles... |
 |
|
 |
|
 |
 |
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites |
 |
|
 |
|
 |
 |
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy. Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra. Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache. |
 |
|
|
 |
LANTONY
mercredi 11 février 2009,
napetrak'i / mis en ligne par Nary
2-Izaho
Izao no teniko fe lehibe Didy jadona no enti-mifehy Izaho no mpandidy Mampitondra mangidy Izaho no mpanapaka Tsy ahoako izay latsaka.
Anaovako kely tsy mba mamindro Mbola andefasako zana-kivindro Anaovako toeran-tsy zaka Avy eo bahanako ny laka Anamparako ny fahefana Tsy ahoako izay tsy tamàna.
Lanto Maisons-Alfort 05/02/2009
|
 |
 |
 |
Dans
la même rubrique :
Lavo ilay voara..
Ranavalona II : christianisation, innovation et culture malgache (1868-1883)
INVITATION
Ho tonga anie ny Fahafahana »
Za parle, écoutez Za
Hodinihin'ny Antenimiera alohan'ny 4 jolay
Hommage à Kely ou Hery Rasolo
SORATONON'2009
Ny EJA
Fifaninanana SORATONON'2004
|