 |
 |
|
 |
 |
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra. Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles... |
 |
|
 |
|
 |
 |
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites |
 |
|
 |
|
 |
 |
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy. Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra. Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache. |
 |
|
|
 |
jeudi 1er janvier 2009,
napetrak'i / mis en ligne par Nary
Mba iriko ho anao izay iriko ho ahy raha indro vaovao ny taona, ry lahy !
Mba iriko ho anao izay irin'ny olona ho ny soa lava izao no avy hamololona.
Mba iriko ho anao izay irin'ny rehetra ho ny tsara ao ho ao no avy foana hitoetra.
Mba iriko ho anao izay irin'ny mpaniry ho ny mamy ka zahao fa saotsaotra makadiry.
Fredy JAOFERA
|
 |
 |
 |
Dans
la même rubrique :
ISAN'ANDRO
OROKA
TALOHA
AZONAO ATAO
VOATSIARY
MADAGASIKARA
IARIVO
TAO ANATY FAHANGINANA
MIVARILAVO
KETSA
|