NY HAISORATRA
MALAGASY
Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra.
Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère.
Bilaogy / Blog (vaovao !)
Tantara / Romans
Tononkalo / Poésie

Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles...
Tsipelina / Orthographe
Voambolana / Vocabulaire

Mpanohy any amin'ny namana / Nos Liens
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites

Mpanoratra Efa Fantatra / Auteurs Classiques
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy.
Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache.

Ny Taloha sy ny Ankehitriny / Littérature Traditionnelle
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes.
Fomba amam-panao sy soatoavina
TANTARAM-PIRENENA

Panorama de la littérature malgache
Etat des lieux et perspectives

Sompitra / Bibliographie
Centres de documentation
Fandalinana / Etudes
Ouvrages de référence

Vaovao Farany / Actualités littéraires
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra.
Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache.
Vao niseho / Vient de paraître

Vous êtes ici : Vaovao Farany / Actualités littéraires > ZARA TSIKY - MITSIKIA

ESTHER RANDRIAMAMONJY
ZARA TSIKY - MITSIKIA

AMBOARAN-TSOMBINTANTARA SY ANGANO ARY LALAO FAHINY, EDISAONA LIBRAIRIE LUTHÉRIENNE 2008
lundi 17 novembre 2008, napetrak'i / mis en ligne par Nary


ZARA TSIKY - MITSIKIA

Amboaran-tsombintantara sy Angano ary Lalao fahiny
Ravahan'ny kisarisary nokalian-dRakotomalala Rainivato 324 takila notsongaina tamin'ireo sombintantara sy angano amin'ny teny malagasy nivoaka tao amin'ny Gazety TRIBUNE de Madagascar mandritra ny 10 Taona (1997-2007)
Boky nokendrena hampiroborobo ny teny sy literatiora malagasy sady hampirisika ny mpamaky na tanora na olon-dehibe ho tia vaky boky

Recueil de Nouvelles et Contes suivi d'une liste des jeux d'autrefois
Illustré par Rakotomalala Rainivato. 324 pages sélectionnées parmi les parutions en malgache publiées dans le Quotidien TRIBUNE de Madagascar pendant dix ans (1997-2007)
. Préfacé par le Rédacteur en Chef RAMAHOLIMIHASO.
Edition : Trano Printy Loterana Malagasy 2008
Le livre a pour but , d'une part d'enrichir la langue et la littérature malgaches et d'autre part d'encourager les lecteurs jeunes et moins jeunes à aimer la littérature.

Boky hafa nosoratan'ny mpanoratra : « SANDRATRANDRO » :

« RETOUR A L'AMER » - Roman à quatre mains écrit par émail , par deux auteurs : Chantal Constant / Bordeaux et E.R.Randriamamonjy /Antananarivo - Edition TPFLM 232 p.

« IBONIAMASIBONIAMANORO » : Adaptation bilingue pour jeune lecteur - Conte traditionnel illustré par Rakotomalala Rainivato - Edition bilingue - 66 p. Edition TPFLM

Ary ireto ho an'ny ankizy madinika tiana hamadibadika boky hatrany amin'ny faha 01 taonany :

Amboara « NY MARAINA »

1 - I BOTA SY I KINGA 2 - MIRESAKA I MAMY SY I KINGA 3 - MILALAO BAOLINA I BOTA SY I KINGA 4 - MIHAZA I KINGA SY I BOTA 5 - TE HIANATRA I BOTA SY I KINGA 6 - MARARY I ZO


Dans la même rubrique :
Rakipahalalana, un dictionnaire encyclopédique unilingue
Razafimaharo Paul Abraham
Arahabaina tratry ny fahadimampolo taonan' ny Fahaleovantenan'i Gasikara !
Les poètes malgaches francophones
Iangaviako ianao ry taona
Le Malagasy Une langue à promouvoir
Vaovao avy amin'ny faribolana SANDRATRA
L'Edition 2006 du Prix du Jeune Ecrivain Francophone est lancée
LE FOKONOLONA, VOIE DE L'UNITE POUR LES MALGACHES
"L'arbre anthropophage"

HAISORATRA | PLAN DU SITE | PRESENTATION | NOUS ECRIRE | CHARTE | ESPACE PRIVÉ