NY HAISORATRA
MALAGASY
Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra.
Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère.
Bilaogy / Blog (vaovao !)
Tantara / Romans
Tononkalo / Poésie

Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles...
Tsipelina / Orthographe
Voambolana / Vocabulaire

Mpanohy any amin'ny namana / Nos Liens
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites

Mpanoratra Efa Fantatra / Auteurs Classiques
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy.
Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache.

Ny Taloha sy ny Ankehitriny / Littérature Traditionnelle
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes.
Fomba amam-panao sy soatoavina
TANTARAM-PIRENENA

Panorama de la littérature malgache
Etat des lieux et perspectives

Sompitra / Bibliographie
Centres de documentation
Fandalinana / Etudes
Ouvrages de référence

Vaovao Farany / Actualités littéraires
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra.
Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache.
Vao niseho / Vient de paraître

Vous êtes ici : Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne > Tononkalo / Poésie > Fredy JAOFERA > NY AMBONY SY AMBANY

NY AMBONY SY AMBANY

mardi 28 avril 2009, napetrak'i / mis en ligne par Nary


Fanahy tsy mitovy,
n'oviana, tsarovy
raha misy manontany
ny ambony sy ambany.

Atsimo sy avaratra
no tonga dia taratra
any amin'ny saina
sy ny fomba fiaina.

Andro sy alina,
tena mba lalina,
tsy iray torimaso
na koa ranomaso.

Ny ambinina tsara
sy ny tsisy fiafara,
tsy iray donak'afo
na koa safosafo.

Ny ravo tafita
sy 'zay tsy mahita
'rony ezaka tiana
hanome fitahiana.

Fredy JAOFERA


Dans la même rubrique :
HO AVY ILAY MESIA
AZONAO ATAO
NILA FOTOANA
AMBADIKA
RANOM-PASIKA
LAMOKANY
LOLOM-PO TSY LEVONA
TAO ANATY FAHANGINANA
TETO AN-JARIDAINA
HAZO BOBOKA

HAISORATRA | PLAN DU SITE | PRESENTATION | NOUS ECRIRE | CHARTE | ESPACE PRIVÉ