NY HAISORATRA
MALAGASY
Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra.
Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère.
Bilaogy / Blog (vaovao !)
Tantara / Romans
Tononkalo / Poésie

Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles...
Tsipelina / Orthographe
Voambolana / Vocabulaire

Mpanohy any amin'ny namana / Nos Liens
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites

Mpanoratra Efa Fantatra / Auteurs Classiques
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy.
Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache.

Ny Taloha sy ny Ankehitriny / Littérature Traditionnelle
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes.
Fomba amam-panao sy soatoavina
TANTARAM-PIRENENA

Panorama de la littérature malgache
Etat des lieux et perspectives

Sompitra / Bibliographie
Centres de documentation
Fandalinana / Etudes
Ouvrages de référence

Vaovao Farany / Actualités littéraires
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra.
Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache.
Vao niseho / Vient de paraître

Vous êtes ici : Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne > Tononkalo / Poésie > Antsiva > MATY I RADO

MATY I RADO

lundi 22 septembre 2008, napetrak'i / mis en ligne par Antsiva


Maty i Rado, Ilay poeta... Samy tankina avokoa.
Maty i Rado mpikabary, mpanao gazety ihany koa,
Mpamoron-kiram-pivavahana. He onena ery ny fo !
Maty i Rado, nodimandry, tena soa levenana tokoa.

Toy ny vao anikeheo ilay fanandraman-tsira niavaka,
Tamin'ny faha-80 taonany natomboka tamin'ny vavaka.
Mandalo tokoa ny fotoana, indray mielatra dia izay.
Tsy misy afaka mamahatra, ny eto an-tany trano lay.

Ilay "Voninkazo adaladala", tsy hohadinoina na oviana,
Voninkazo, fahavelomana teto amin'ny tanim-piadiana
Maty i Rado, i Rado-Nofo rehefa nitolona aok'izany.
Nitolona ho an'ny Fahafahana, mamim-bahoaka hatrany.

Maty i Rado, voky andro. Ny fahatsiarovana tsy aiza
Fa eo anivontsika hatrany, manentana ary koa mitaiza.
Ny "Voninkazo adaladala" maneho azy manontolo
Voninkazon'ny Fisiana : anjarantsika ny mikolokolo.

Frantsa 20 septambra 2008

Antsiva


Dans la même rubrique :
AIZA IANAO ?
VOILA GEMIR LA TERRE
TSIKIN'NY MARAINA
MBA RIVOTRA AZA AHO !
I AMALONKELY
HANA E NY NATIORA !
REGARDS CROISÉS
TOLÉRANCE !
L'ESPOIR...
ERITRERITRA

HAISORATRA | PLAN DU SITE | PRESENTATION | NOUS ECRIRE | CHARTE | ESPACE PRIVÉ