NY HAISORATRA
MALAGASY
Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra.
Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère.
Bilaogy / Blog (vaovao !)
Tantara / Romans
Tononkalo / Poésie

Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles...
Tsipelina / Orthographe
Voambolana / Vocabulaire

Mpanohy any amin'ny namana / Nos Liens
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites

Mpanoratra Efa Fantatra / Auteurs Classiques
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy.
Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache.

Ny Taloha sy ny Ankehitriny / Littérature Traditionnelle
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes.
Fomba amam-panao sy soatoavina
TANTARAM-PIRENENA

Panorama de la littérature malgache
Etat des lieux et perspectives

Sompitra / Bibliographie
Centres de documentation
Fandalinana / Etudes
Ouvrages de référence

Vaovao Farany / Actualités littéraires
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra.
Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache.
Vao niseho / Vient de paraître

Vous êtes ici : Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne > Angano ... Arira ...

Angano ... Arira ...

TSARA
lundi 25 septembre 2006, napetrak'i / mis en ligne par Bana Rahalahy


Angano angano, arira arira
Tsy izaho no mpandainga fa ny tany aloha.

Misaotra dia misaotra anareo Razambe
Misaotra dia misaotra anareo nanome
Angano, Kabary, Hainteny, Hira
Ohabolana, Ankamantatra mahavariana ! ! !
Misaotra anareo tany aloha
Namela ho anay LOVASOA ...

Angano angano, arira arira
Tsy izaho no mpandainga fa ny tany aloha.

Na kilonga na lehibe
Samy tonga fa te handre
Tsara ...

Vory ny vahoaka hifampizara
Ireo anganon'i Gasikara
Tsara ...

Faramalemy, Kotobekibo
Kotofetsy sy Mahakà
Trimobe sy Sohitika
Iboniamasoboniamanoro
Rapeto sy Rasoalao
Imbahitrila Silakolona Ibotity ...
Na koa angano vaovao
Anao rahavana ny safidy

Zava-maro no tantaraina
Atsipy ao an-dohan'ny manan-tsaina
Tsara ...

'Reo anganon'i Gasikara
Atolotra ny dimby sy fara
Tsara ...

Bana Rahalahy Jona 2006


Dans la même rubrique :
ENY HO AHO
ANJOMARA
MPANOLANA ZAZA
NANKAIZA ILAY VODIONDRY ?
IZA ARY I DADARABE ?
MORAMORA
LÔJIKAN'I JAONA KELY
RESA-BEHIVAVY
Madame Jacqueline Ravelomanana, professeur titulaire à l'université d'Antananarivo
IZA MOA I HILA ?

HAISORATRA | PLAN DU SITE | PRESENTATION | NOUS ECRIRE | CHARTE | ESPACE PRIVÉ