 |
 |
|
 |
 |
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra. Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles... |
 |
|
 |
|
 |
 |
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites |
 |
|
 |
|
 |
 |
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy. Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra. Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache. |
 |
|
|
 |
GISÈLE RABESAHALA
| Ho tonga anie ny Fahafahana » |
|
IMPRIMÉ À LA RÉUNION
lundi 3 juillet 2006,
napetrak'i / mis en ligne par Nary
« Ho tonga anie ny Fahafahana »
Omaly no namoahan'i Gisèle Rabesahala ny boky mahatratra 300 pejy mirakitra ny tantaram-pirenena malagasy ka niainga tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany ka hatramin'izao fanjakana mijoro izao. Tetsy amin'ny foiben'ny Fifanampiana Malagasy-Ampandrana no nampahafantarany izany tamin'ny mpanao gazety. Ny tany amin'ny trano printy atsy amin'ny nosy La Réunion no nanatontosana izany. Natao amin'ny teny vahiny izy ity mba hahalalan'ny any ivelany ny tantaram-pirenena eto amintsika. Mpanoratra sy mpahay tantara maro no niara -nanatontosa ity boky ity ka inoana fa ho feno tanteraka eo amin'ny mpandinika ny tantaram-pirenena amin'izao fotoana ny voarakitra anatin'izany boky izany. Indrindra moa fa mpitolona fanta-pirenena ramatoa Gisèle Rabesahala, ary maro ireo boky efa navoakany fony izy ministry ny Kolon-tsaina sy Zava-kanto revolisionera teo aloha.
Madagascar Tribune du 01/07/06 - Naivo kely
|
 |
 |
 |
Dans
la même rubrique :
"Mitsipozipozy na efa mitady hanary aina ny literatiora malagasy" hoy i Tiaray Andriamahefa
La situation du bi-multilinguisme dans les écoles primaires publiques malgaches
Obituary Raymond Kent
Des semences restées au grenier d'après les discours du colonel Richard Ratsimandrava
Voninkazo adaladala
The Sacrificed Generation : Youth, History, and the Colonized Mind in Madagascar.
"Madabulles 2005"
Les langues maternelles, parents pauvres de l'éducation
Quatre langues, un parallèle
Femmes et société à Madagascar : regard d'une historienne sur les femmes malgaches merina
|