NY HAISORATRA
MALAGASY
Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra.
Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère.
Bilaogy / Blog (vaovao !)
Tantara / Romans
Tononkalo / Poésie

Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles...
Tsipelina / Orthographe
Voambolana / Vocabulaire

Mpanohy any amin'ny namana / Nos Liens
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites

Mpanoratra Efa Fantatra / Auteurs Classiques
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy.
Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache.

Ny Taloha sy ny Ankehitriny / Littérature Traditionnelle
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes.
Fomba amam-panao sy soatoavina
TANTARAM-PIRENENA

Panorama de la littérature malgache
Etat des lieux et perspectives

Sompitra / Bibliographie
Centres de documentation
Fandalinana / Etudes
Ouvrages de référence

Vaovao Farany / Actualités littéraires
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra.
Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache.
Vao niseho / Vient de paraître

Vous êtes ici : Vaovao Farany / Actualités littéraires > 2006 : taona / année DOX (1913 - 1978)

2006 : taona / année DOX (1913 - 1978)

vendredi 2 juin 2006, napetrak'i / mis en ligne par Nary


2006 : taona / année DOX (1913 - 1978)

Karakarain'ny taranak'i Dox (Razakandraina Jean Verdi Salomon)

Miaraka amin'ny fandraisan'anjaran'ny :

-  Ambasadaoron'i Madagasikara eto Frantsa, Andriamatoa Jean Pierre Razafy-Andriamihaingo
-  Ambasadaoro Solontena maharitr'i Madagasikara eo anivon'ny UNESCO, Ramatoa Yvette Rabetafika Ranjeva
-  Sampana malagasy ao amin'ny sekoly ambaratonga ambony INALCO
-  Fikambanan'ny poety sy mpanoratra malagasy, HAVATSA-UPEM, sampana Frantsa

Ho fahatsiarovana io poety manan-danja eo amin'ny literatiora malagasy io, ny sampana malagasy ao amin'ny Inalco dia faly manasa antsika rehetra hiara-mankalaza ny vaninandro natokana ho an'i Madagasikara,

ny talata 20 jiona 2006 manomboka amin'ny 9 ora sy sasany maraina, izay hatao ao amin'ny INALCO, centre RIQUET, 10 rue Riquet 75019 Paris, Mo Riquet (ligne 7).

Fandaharam-potoana : Maraina : 9 ora 30 - 12 ora 30

-  Fanokafana - Sarimihetsika momba an'i Madagasikara

* Madagascar. Terre de missionnaires, notontosain'i Nadine Picard * Saisons de riz en Imerina, notontosain' Andriamanivohasina Rakotomalala Tolakandro : 2 ora - 5 ora 30

-Famelabelarana momba ny asa soratr' i Dox, ataon-dRamatoa isany :
* Jeannette Ratovoson Andriamanantena
* Nirina Razaimiandrisoa
* Nivohanta Randrianarisoa Rasendra

- Famaranana

JOURNÉE « MADAGASCAR » : HOMMAGE au poète DOX (1913-1978)

En hommage à ce grand poète de la littérature malgache, la section malgache de l'Inalco vous invite à honorer de votre présence la Journée Madagascar qui aura lieu le 20 juin 2006 de 9h30 à 17h30 à l' INALCO, centre RIQUET, 10 rue Riquet 75019 Paris, Mo Riquet (ligne 7).

Programme : Matin : 9h30 - 12h30

-  Ouverture - Projection de films sur Madagascar

* Madagascar. Terre de missionnaires, réalisé par Nadine Picard
*Saisons de riz en Imerina, réalisé par Andriamanivohasina Rakotomalala
Après-midi : 14h - 17h30

-Conférences-débats sur l'œuvre poétique de Dox par Mesdames :
*Jeannette Ratovoson Andriamanantena
*Nirina Razaimiandrisoa
*Nivohanta Randrianarisoa Rasendra

- Clôture

Contacts : Mme Nirhy-Lanto : 01 43 53 42 92 (s.nirhylanto@free.fr) Mme Patricia Salomon : 06 22 16 22 56 (raivopatricia@yahoo.fr)

Fisaorana

Ny taranak'i DOX Razakandraina Jean Verdi SALOMON dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana mitafotafo tamin'ny fahombiazana tanteraka ny zavatra vita tamin'ny 20 Juin 2006tamin'iny andro lehibe manan-danja, 20 Juin 2006, voalohany indrindra teto Paris mikasika ny mpanoratra iny, indrindra ny fanampiana feno natolotrareo ho anay izahay Tompoko.

Isaoranay manokana eto ny solon-tenam-panjakana, Ramatoa Rabetafika Ranjeva Yvette, Ambasadaoron'I Madagasikara eo anivon'ny Unesco, ary ireo mpiara-miasa aminy tonga nanotrona, izay mivatsy hery lalandava ho an'ny mpitahiry ny Vakoka sy ny fiarovana ny haren-tsain'ny Tanindrazana.

Indrindra ny mpampianatra Malagasy ao amin'ny Inalco, izay nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka iny "Journée littéraire : Madagascar et hommage à DOX iny. Tsy ampy ny teny fa dia mankasitraka re Tompoko ô !

Toy izany koa ireo nandray anjara izy efatra mianadahy dia : n Atoa Malanjaona Rakotomalala (Repermad Unesco Paris) n Rtoa Jeannette Ratovoson Andriamanantena n Rtoa Nirina Razaimiandrisoa n Rtoa Nivohanta Randrianarisoa Rasendra izay namelona sy nampahafantatra ary nampiaina ny adi-hevitra tamin'ny fahitan'izy ireo avy an'i Dox .

Ary ireo mpianatra sy ny vahiny marobe rehetra tonga nanome voninahitra ny « Andron'i Madagasikara » sy ny mpanoratra Dox tamin'ny alalan'ireo rehetra ireo, Tsy hadino koa ireo mpiara-miasa sy mpanohana : Echos du Capricorne, Sobika.com, Madagate.com, Madagascar Magazine, Association Rainizafimanga, Association Heli's Magagascar, Fiangonana Tafo Saint-Simon Paris19è, iRecords, Repermad-Unesco.

« Sitraka ho enti-matory, ka ho valiana raha mahatsiahy », hoy ny Razantsika izay. Toy ny tantely tokoa mantsy i Dox ka maty namela mamy ho an'ny taranaka Malagasy mahay mankasitraka.

Ho ela velona anie ny Teny Malagasy !

Ny Komity mpanomana, Patricia SALOMON sy Hanitr'Ony ary ny fianakaviana.


Dans la même rubrique :
Président du Syndicat national des auteurs, éditeurs et libraires de Madagascar (Synael)
Identité culturelle : Malgache, qui es-tu ?
29 MARS 1947
Trois ouvrages de Lexicologie et Terminologie scientifiques
A L' ORIGINE DE LA REPRESSION DE 1947 A MADAGASCAR : RAISONS NATIONALES OU LOGIQUE INTERNATIONALE ?
"Ny kabary mitahiry fahendrena".
Iangaviako ianao ry taona
Rencontre-débat littéraire avec J.L. Raharimanana
Un nouvel album de Justin Vali
"Résurgence d'une nation - Madagascar 2002 : 30 semaines de crise"

HAISORATRA | PLAN DU SITE | PRESENTATION | NOUS ECRIRE | CHARTE | ESPACE PRIVÉ