NY HAISORATRA
MALAGASY
Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra.
Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère.
Bilaogy / Blog (vaovao !)
Tantara / Romans
Tononkalo / Poésie

Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles...
Tsipelina / Orthographe
Voambolana / Vocabulaire

Mpanohy any amin'ny namana / Nos Liens
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites

Mpanoratra Efa Fantatra / Auteurs Classiques
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy.
Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache.

Ny Taloha sy ny Ankehitriny / Littérature Traditionnelle
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes.
Fomba amam-panao sy soatoavina
TANTARAM-PIRENENA

Panorama de la littérature malgache
Etat des lieux et perspectives

Sompitra / Bibliographie
Centres de documentation
Fandalinana / Etudes
Ouvrages de référence

Vaovao Farany / Actualités littéraires
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra.
Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache.
Vao niseho / Vient de paraître

Vous êtes ici : Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne > TAO TRANO

TAO TRANO

jeudi 17 mars 2005, napetrak'i / mis en ligne par Bana Rahalahy


Tao trano izy ity ka tsy efan'olon-drery,

Ny hametraka ny fototra dia i Dada sy i Neny.

Ny havana, ny namana, ny fiaraha-monina

Hifarimbona hanorina ny rindrina sy tafo.

Ny mpanoratra hanangana ireo tohatra, hiakarana anabo

Ahafahana mitazana eny an-davarangana ...

Ny poety no hiantoka varavarankely ahafahana mijery

Sy mandefa ny vinany tsy hirefarefa ambany,

Fa mba ho nofy maharavo hatrany an'habakabak'avo.

Ny kojakoja sy ny fanaka

Anjaranao kosa anaka ny mikaroka manangona

Dia ho tontosa ity tanjona :

Ny tena Gasy, ny teny Gasy, ny tany Gasikara

Tsy ho faty fa hivoatra hihatsara.

Bana Rahalahy 07 Martsa 2005


Dans la même rubrique :
'NDAO MIHITSY IANAO HO NAMAKO
ANJARAN'I JESOA
Madame Jacqueline Ravelomanana, professeur titulaire à l'université d'Antananarivo
ANJOMARA
LÔJIKAN'I JAONA KELY
MPANOLANA ZAZA
FAMBARA VE ?
ANTSAM-PITIAVANA
ORITA NAHAZO FODY
Ny tena gasy, ny teny gasy, ny tany Gasikara

HAISORATRA | PLAN DU SITE | PRESENTATION | NOUS ECRIRE | CHARTE | ESPACE PRIVÉ