NY HAISORATRA
MALAGASY
Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra.
Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère.
Bilaogy / Blog (vaovao !)
Tantara / Romans
Tononkalo / Poésie

Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles...
Tsipelina / Orthographe
Voambolana / Vocabulaire

Mpanohy any amin'ny namana / Nos Liens
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites

Mpanoratra Efa Fantatra / Auteurs Classiques
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy.
Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache.

Ny Taloha sy ny Ankehitriny / Littérature Traditionnelle
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes.
Fomba amam-panao sy soatoavina
TANTARAM-PIRENENA

Panorama de la littérature malgache
Etat des lieux et perspectives

Sompitra / Bibliographie
Centres de documentation
Fandalinana / Etudes
Ouvrages de référence

Vaovao Farany / Actualités littéraires
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra.
Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache.
Vao niseho / Vient de paraître

Vous êtes ici : Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne > JAMBA SA MANJAVONA ?

JAMBA SA MANJAVONA ?

mardi 6 juillet 2004, napetrak'i / mis en ligne par Bana Rahalahy


Jamba sa manjavona ?

Jamba ve sa manjavona ny masonao ry zandry kely, no dia mianjonanjona tsy miraharaha ray aman-dreny ?

Fa an-taona maro izy nanabe sy niaro. Ankehitriny kosa reraka sy osa ... Loza anie ka loza : ianao indray no toa mifosa ! Aoka re ! Mampijaly ray-aman-dreny 'ty fombanao ry zandry kely.

Jamba ve sa manjavona ny masonao ry zandry kely, no dia mianjonanjona tsy miraharaha ray aman-dreny ?

Tsy hoe akory raha mipetraka any an-dafy dia tsy atao intsony ny fomban'ny malagasy. Fa ny malagasy dia manaja ray aman-dreny. Aoka izay re ! Ny mifosa ray aman-dreny zava-doza ry zandry kely !

Bana Rahalahy 21 Oktobra 2003


Dans la même rubrique :
NOFY LASA TENA IZY
MPANOLANA ZAZA
NANKAIZA ILAY VODIONDRY ?
ORITA NAHAZO FODY
MORAMORA
RESA-BEHIVAVY
ALAIM-PANAHY
TAO TRANO
Tao anaty Fahanginana...
NANKAIZA ILAY VODIONDRY ?

HAISORATRA | PLAN DU SITE | PRESENTATION | NOUS ECRIRE | CHARTE | ESPACE PRIVÉ