 |
 |
|
 |
 |
Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra. Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles... |
 |
|
 |
|
 |
 |
Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites |
 |
|
 |
|
 |
 |
Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy. Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes. |
 |
|
 |
|
 |
 |
Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra. Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache. |
 |
|
|
 |
( HO AN'NY FAHATONGAVAN'NY TAOM-BAOVAO)
samedi 2 janvier 2010,
napetrak'i / mis en ligne par Nary
Taon-jina hamokaran'ny soa sy ny tsara no irariana mba hanova tokoa 'zato anjara !
Taon-jina hipoiran'ny saotra aok'izany, ka hifaliana fa indro hampivoatra eny ihany.
Taon-jina hiakaran'ny mety sy tetika, ka hihobiana sy hanaovana fety matetika.
Taon-jina hahombiazan'ny asa 'zay miandry, ka hitakiana fa tsy hoe kasakasa ny sandry.
Fredy JAOFERA
|
 |
 |
 |
Dans
la même rubrique :
NY EO AMIN'I DADA SY NENY
SOUVENIR
TSY NY DONAK'AFO...
FIHAVANANA
ADY AN-TRANO
NY SAMBO
KRISMASY ANY AN-DANITRA
FIRY TAONA ? !...
MARO ANGAMBA
RAHA NIANTEFA TAMINAO...
|